Handball – Antsasa-dalana: hifampitàna ny Cosfa sy ny Sporting
Miditra amin'ny dingana manasa-dalana ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara 2018, taranja handball, anio, ho an'ireo ekipa mendrika tamin'ny dingana farany. Fifaninanana tontosaina ao amin'ny kianja mitafon'i Mahajanga. Ekipa voalohany teo amin'ny sokajy lehilahy, nahazo tapakila hiakarana...