Halatr'omby ao Antsohihy: jiolahy raindahiny maty voatifitry ny zandary
Manoloana ny halatr'omby sy ny fanafihana mitam-piadiana niseholany tany amin'ny distrikan'Antsohihy tato ho ato, jiolahy iray raindahiny lavon'ny balan'ny zandary tao Antafiamangoraka, fokontany Anjiajia, kaominina ambanivohitra Ankerika, distrikan' Antsohihy, omaly maraina tamin'ny 5 ora....