GSDM: mpianatra mamokatra miaro ny tontolo iainana
Natao sonia, ny talata 6 novambra teo, ny fifanarahana eo amin'ny vovonana GSDM sy ny minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena. Fiaraha-miasa andiany faharoa, antsoina hoe Manitatra II. Nambaran'ny tale mpanatanteraky ny GSDM, Rakotondramanana, fa mifantoka amin'ny fanabeazana ny ankizy mpianatra ity...