Fotodrafitrasa ho an'ny fambolena: voatery miandry mpamatsy vola avy any ivelany
Tsy voafehy ny vanim-potoan'ny fambolena, ampolo taona maro izao. Na misy aza ny orana, efa lany andro ny fotodrafitrasa any amin'ireo lazaina fa sompitr'i Madagasikara. Tsy manana na tsy ampy tetibola ho an'izany ny fanjakana, voatery miandry fanampian'ny mpamatsy vola. Hita izany, ohatra,...