FMBB: hanangana birao ho an'ny taona 2019
Araka ny fanambarana nataon'ny teo anivon'ny federasiona Malagasy, taranja basikety (FMBB), omaly, hisy ny fivoriam-be tsy ara-potoana hotontosaina, ny alakamisy 25 oktobra izao. Mandritra izany no hanaovana ny fifidianana izay birao hitantana ny taom-pilalaovana manaraka. Mpikambana miisa 7 no...