Fivondronan'ny orinasan'i Vakinankaratra: misongadina ny fambolena, ny fiompiana, ny indostria
Manao ezaka, araka izay tratrany, ny Fivondronan'ny orinasan'i Vakinankaratra (Fiova) hatramin'ny nanaovana fampisehoana any amin'ny faritra, tonga amin'ny andiany faha-21 tamin'ity taona ity. Nampahatsiahy ny filohan'ny Fiova, Ramarijaona Andrianjafy, momba ny fiaraha-miasa ho fampitaovana ireo...