Fitorahana fiara – RN 2 : tezitra ny zandary, navotsotry ny fitsarana ireo atidoha
Natolotra ny fampanoavana, tao amin'ny Tribonaly Toamasina, ny alarobia teo ireo olona 11 voarohirohy amin'ny fitorahana fiarakodia, amin'iny lalam-pirenena faharoa iny. Nahazo fahafahana vonjimaika ny dimy, anisan'izany, ny roa tena atidoha. Tsy nahafaly ny zandary izany. Taorian’ny nanolorana...