Fitondrana avy amin'ny vahoaka, ho an'ny vahoaka…
Nomarihina tamin'ity herinandro ity ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny demokrasia. Tsy firy no nahalala, nahatsiaro, naneho hevitra. Mahabe resaka hatrany ny hoe demokrasia, mampiady hevitra, mampisy fitarainana. Mby aiza? Ny fahalalahana miteny sy maneho hevitra hatrany no fahazoana sy...