Fitantanana: mananontanona ny sazy ho an'ny baolina kitra
Mandalo fotoan-tsarotra ny baolina kitra malagasy, amin'izao fotoana izao. Tsy ny famelezan'ny valanaretina coronavirus akory no mamely ity taranja ankamamian'ny vahoaka malagasy ity fa ny ady mangatsiaka misy eo amin'ireo mpikambana eo anivon'ny komity mpitantana. Raha ny zava-misy hita mantsy,...