Fihaonana: nohatsarain'ny Star ny famatsian-drano
Nohavaozin'ny orinasa Star, niara-niombon'antoka tamin'ny kaominina sy ny orinasa ATTR, ny famatsian-drano fisotro ao amin'ny kaominina Fihaonana, distrika Ankazobe, faritra Analamanga. Efa antitra ny teo aloha ka tsy nandeha araka ny tokony ho izy intsony ny famatsiana. Araka izany, nosoloina ny...