Fifidianana: namaky lay ny propagandiny tany Itasy sy Itaosy Rajoelina
Nosantarin'ny kandidà Rajoelina tany Ampefy sy Ampary, hatrany Soavinandriana sy Analavory, ny fampielezan-keviny amin'ny fifidianana fihodinana faharoa, omaly. Nialohavan'ny fotoam-pivavahana nitondrana am-bavaka ny fampielezan-kevitra tao amin'ny lasapela Masina Maria ao Ampefy, ivon'i...