Fifidianana filoham-pirenena : ho kandidà Rakotomamonjy Jean Max
Ho kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny filohan’ny Antenimierampirenena sady avy amin'ny Leader fanilo, Rakotomamonjy Jean Max, raha ny fanazavan-dresaka nandritra ny famoriany tangalamena sy vavanjaka ary ny mponin’ i Toamasina ny asabotsy teo. Nambarany koa fa tsy manana...