Fiatrehana ny fifidianana: norakofan'ny TGV ny andro voalohan'ny propagandy
Hatraiza hatraiza. Anisan'ny nidina an-kianja voalohany ary nameno ny lalana manerana ny tanàna, omaly teto an-dRenivohitra sy ny manodidina, ny mpanohana sy mpanara-dia ny kandidà Rajoelina. Rakotra sy nisalotra ny loko volondaoranjy avokoa izy ireo sy ny fitaovana teny aminy. Samy nahitana...