Fiaraha-miasa: hanome 60 miliara dolara ho an'ny Afrika i Sina
60 miliara dolara ny vola atokan'ny fanjakana sinoa ho fanampiana ny firenena afrikanina amin'ny sehatra maro, araka ny nivoitra tamin'ny fivoriana tany Beijing momba ny fiaraha-miasan'ny roa tonta (FOCAC), ny fiandohan'ny volana septambra lasa teo. Ny 15 miliara dolara fanampiana tsy averina...