Fianianan'ny filoha Rajoelina: ho avy ireo filoham-pirenena vahiny
Hanao be fiavy, manomboka anio, ireo vahiny. Anisan'ny voaasa ary hanatrika ny fianianan'ny filoha Rajoelina ny filoha frantsay teo aloha, i Nicolas Sarkozy. Eo koa ny avy amin'ny Vondrona afrikanina, i Moussa Faki sy ny filohan'i Kaomoro, i Azali Assoumani ary ny filohan'i Ghana, i Nana...