Fetin’ny faran’ny taona : nomena sakafo ny voafonja sy ny fianakaviana sahirana
Na tsy manome sakafo sy fanampiana ho an’ ireo mahantra intsony aza ny kaominina, mbola ahitana ireny vata fandatsahana vola isaky ny misy fisoratam-panambadiana ireny eny amin'ny birao samihafa. Tsy fantatra anefa ny lalan'izany fanampiana izany. Vokany, tsy nitaraina tana-miempaka ny...