«Festival Somarôho! »: hampiara-peo tsy ho ela i Wawa sy i Diamond
"Io izy fa tonga”, hoy i Wawa. Fanamby lehibe napetrany amin'ireo mpijery tamin'ny taon-dasa ny fahatongavan'i Diamond Platnumz tany Nosy Be, nandritra ny "Somarôho!”. Samy nanana ny hanitra ho azy! Efa niaka-tsehatra avokoa ireo mpanakanto vahiny nasain'i Wawa handray anjara amin'ny "Sômarôho”....