Fanatsarana ny tanàna: hanomboka ny fanarenana ny « pavillon » etsy Analakely
Efa an-dalana tanteraka ny asa sady tafiditra amin’ny fanatsarana ny tanàna. Nofefena, nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny etsy amin’ny Esplanade Analakely, hanavaozana sy hanatsarana ireo toeram-pivarotana eo an-toerana. “Hamboarina sy havaozina izany noho ny fangatahan’ireo mpivarotra miisa...