Fanaraha-maso ny fifidianana: hiara-miasa ny Justice et paix sy ny KMF/Cnoe
Miroso ny fanomanana sy fantanterahana ny fifidianana. Hiara-miasa amin'ny fanaraha-maso ny Justice et paix sy ny KMF/Cnoe. Ny fahaiza-manao, ny fomba fiasa, ny traikefa ananan'izy ireo avy. Izay no hatambatry ny Vaomiera epsikopaly Justice et paix sy ny KMF/Cnoe anaovana fiaraha-miasa amin'ny...