Fanafihana lakazera tao Mananara : olona enina indray maty voatifitry ny zandary
Olona enina amin’ireo andian’olona anjatony maro nanafika sy saika handoro ny « brigady Mananara » no namoy ny ainy taorian’ny fifandonana teo amin’izy ireo sy ireo zandary niaro ny lakazera, ny asabotsy teo, tamin’ny 11 ora maraina. Maty voatiftra avokoa ireo olona rehetra ireo. "Lehilahy iray...