Fanafihana eto Toamasina : Tsy mahasakana ireo jiolahy ny "operation” ataon'ny mpitandro ny filaminana
Tsy nisy nahahetsika ny rehetra raha tonga tampoka nisintona ilay sakaosy nisy vola 10 tapitrisa ariary, raha nikasa ny handrotsa-bola 2 tapitrisa ariary tamin'ity "Mobile Money” iray tao bazary be tsy lavitra ny orinasa Jirama ; izay misy zandary mitam-basy, ny tranga niseho tokony ho tamin'ny...