Fanafihana antoandro tetsy Avaradoha: maty voatifitra ilay tompona "grossiste”
Fotoana fohy taorian'ny nahatongavany teny amin'ny hopitaly, tsy tana ny ain'ilay ramatoa, tompona tranombarotra mpamongady notafihin'ny jiolahy, tetsy Avaradoha, omaly. Teo amin'ny lohany no voan'ny bala. Naratra voatifitra ihany koa ireo anadahiny, izay voa teo amin'ny tongony sy ny tehezany....