Fampiantsoana ny Me Razafinjatovo Willy: "Tsy maintsy miteny ny manjo ny fireneko aho »
Tsy nitsitsy fitenenana. Nahemotra ho amin'ny 2 aogositra izao indray ny fanatrehan'ny Me Razafinjatovo Willy ny filankevi-pitsi-pifehezana (Codis) eo anivon'ny holafitry ny mpisolovava, tokony ho natao omaly. Manoloana izany, nahitsy ny fanehoan-keviny. "Efa nisy feo tonga aty amiko fa misy...