Fambolena sy fiompiana: manao fanadihadiana ireo olana maro ny Bad
Misy, amin'izao fotoana izao, ny fanadihadiana ataon'ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (Bad) ny tontolon'ny fambolena sy ny fiompiana eto Madagasikara. Fiaraha-miasa eo amin'ny Bad sy ny minisiteran'ny Fambolena sy fiompiana ny hanatanterahana izany. Mpamatsy vola ny Bad. Ao anatin'ny...