Maevatanàna : Ady amin’ny fiparitahana zava-mahadomelina olona sivy no voasambotra
Noho ny fiparitahin’ny zava-mahadomelina eto Maevatanàna an-tampon-tanàna, dia nisy ny hetsika nataon’ny polisim-pirenena aty an-toerana, mba hisoroahana amin’ny mety firongatr’izany. Ny sabotsy 13 Aprily 2024 teo, no nahitam-bokany ny hetsika natao, ka olona miisa fito mianadahy no tra-tehaky...