Distrika15: 80 ny trangana pesta voamarina
Nanomboka ny 1 aogositra 2018 ka hatramin'ny alahady lasa teo, 24 ny isan'ny olona matin'ny aretina pesta ao anatin'ny distrika 10, araka ny vaovao nampitain'ny minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka, omaly. 13 ireo mararin'ny aretina pesta atodintarina raha matin'ny pesta mahazo ny tratra kosa ny 11...