Depiote Randrianariso Guy Rivo: « Tsy ny minisitra Rakotovao no manapaka eto...”
Nitondra valin-kafatra. "Tsy mpanongam-panjakana ny Tim fa antoko manaja ny tany tan-dalàna. Hafa ary tsy mitovy ny amin'izao fotoana izao ny tamin'ny 2009. Miandry préfet de Police hamaly izahay fa tsy ny minisitra, filohan'ny HVM? Rakotovao Rivo? no manapaka eto”, hoy ny depiote...