CTC Antsiranana: nodimandry ny dokotera miaramila Rabe Jean Christian
Misaona indray ny tafika malagasy. Nodimandry, afakomaly alina, ny Dokotera lehiben'ny CTC-19 Antsiranana, Kaomandà Rabe Jean Christian izay avy amin'ny andiany manokana faha-17 tao amin'ny Akademia Miaramila Antsirabe. Anisan'ny niasa sy nitsabo tao amin'ny hopitaly miaramila Antsiranana izy....