Covid-19: tsy mahazo miditra ny mpandeha avy any ivelany
Tapaka nandritra ny Filankevitry ny minisitra farany teo ireo fepetra hiadiana amin'ny fihanaky ny valanaretina Covid 19 eto Madagasikara izay efa miparitaka any Eoropa, ohatra, ny "variant brésilien”. Tsy mahazo miditra eto intsony ny mpandeha avy any ivelany na avy aiza na avy aiza....