VAOVAO TAMBATRA
Hamboarina ny fantson-drano vaky eny Ambohimiandra, manomboka ny alakamisy 25 avrily amin'ny 8 ora alina hatramin'ny zoma 26 avrily amin'ny 5 ora maraina. Ho tapaka, noho izany, ny famatsian-drano amin'ny faritra manodidina an'Andrononobe, Ambohitrarahaba, Ambatobe,Analamahitsy, Ivandry,...