Ceni: « Mbola tsy ampy iray tapitrisa dolara ny fanatanterahana ny fifidianana »
« Mbola misy kely ihany ny tsy ampy. Nefa tsy mahasakana antsika handroso izay zavatra izay. Eo amin'ny iray tapitrisa dolara eo, angamba, no mety hoe tsy ho ampy ao anatin'izay fanatanterahana ny fifidianana izay. Nefa mandroso isika. Ho vita ny fifidianana, fa aza manana fanahiana isika. » Io...