Ceni – Fifidianana depiote: « Hahazo vahana ny antoko lehibe »
« Tamin'ny teo aloha, amin'ireo depiote miasa amin'izao fotoana izao: fifidianana amin'ny alalan'ny lisitra ny teo aloha no nampiasaina. Mifanaraka amin'ny ampaham-bato azony no isan'ny depiote azon'ny tsirairay avy. » Izay ny fanazavan'ny filoha lefitry ny Ceni, Rakotonarivo Thierry, ny faran'ny...