Brickaville: nivadika ny fiaran'ireo mpizaika hamonjy ny 50 taon'ny FJKM
Nivadika tao anaty fiolahana mampidi-doza ao Brickaville, afakomaly ny fiara nitondra ireo mpizaika avy ao amin'ny mpino FJKM hamonjy ny faha-50 taon'ny FJKM any Toamasina. Vokany, olona 10 naratra... Mpino kristianina hamonjy ny zaikaben'ny FJKM any Toamasina ireto tra-doza tao Brickaville...