Bekiraro : Lehilahy nahatrarana sabatra naiditra am-ponja
Tovolahy iray no naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora, rehefa natolotra ny Fitsarana, ny Alatsinainy 26 novambra teo. Polisy avy ao amin'ny kaomisarian'ny boriborintany fahefatra etsy Isotry no nisambotra azy, ny sabotsy 24 oktobra tokony ho tamin'ny 10 ora maraina Nanao fisafoana tao...