Bekily : Omby 80 isa lasan'ny dahalo
Nitrangana fanafihan-dahalo nahery vaika indray tao an-tampon-tanànan'i Bekily, Faritra Androy, afak'omaly alina, tokony tamin'ny 11 ora sy sasany, ka omby miisa 80 no lasan'ny malaso nitam-piadiana. Tao anaty fanarahan-dia, dahalo iray no maty voatifitry ny miaramila. Hatramin'ny omaly, ora...