Beach soccer: resin’ny Barea i Mozambika
Tsara fanombohana ny Barea de Madagascar, eo amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana, hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2018), taranja beach soccer. Resin’ny Malagasy tao amin’ny kianja filalaovany, tamin’ny isa tery 5 no ho 4, mantsy i Mozambika, nandritra ny lalao mandroso, notanterahina...