Beach soccer – "Can 2018”: tafita ny Barea
Tafakatra ary hiatrika ny dingana famaranana, hiadiana ny ho tompondakan'i Afrika "Can 2018”, taranja beach soccer, ny Barea de Madagascar. Nisaraka ady sahala, 5 no ho 5, tamin'i Mozambika mantsy ny ekipam-pirenena malagasy, nandritra ny lalao miverina, notanterahina ny asabotsy lasa teo tany...