Basikety – "Africa 3×3”: hifanandrina voalohany amin'i Madagasikara i Burkina Faso
Hanomboka anio ny fifaninanana Africa 3X3, tontosaina any Lomé, Togo. Ekipa miisa 12: i Côte d'Ivoire, i Congo, i Madagasikara, i Burkina Faso, i Mauritanie, i Togo, i Ouganda, i Cap Vert, i Egypte, i Bénin, i Mali ary i Nigéria. Ireo ny handray anjara amin'nity fifaninanana taranja basikety ity....