Basikety – CCCOI: fandresena faharoa ho an'ny CosPN
Niditra tamin'ny andro faharoa amin'ny fiadiana ny amboaran'ny klioba tompondakan'ny ranomasimbe Indiana, taranja basikety, ny ekipa malagasy, omaly. Vokatra tsara hatrany no azo ary maivana ho an'ny Malagasy ny ekipan'ny Flippers avy any Maorisy. Isa mavesatra 94 no ho 40 no nandavoan'ny CosPN...