Basikety – CACC: laharana faha-8 ny MB2All
Niatrika ny lalao fiadian-toerana ny ekipa malagasy, MB2All, omaly tany Maputo, Mozambika, nandritra ny fiadiana ny amboaran'i Afrika, ho an'ny ekipa tompondaka sokajy vehivavy, taranja basikety. Eo amin'ny laharana faha-8 ny misy an'i Madagasikara, taorian'ny faheresena nanoloana ny ekipan'ny...