Baolina kitra – Fifanintsanana "Can 2025”: "Haka isa 6 no tanjona”, hoy ny Me Rôro, mpanazatra ny Barea
Kihon-dalana goavana amin'ny Barea de Madagascar ny lalao roa voalohany amin'ny fiadian-toerana ho an'ny "Can 2025”, taranja baolina kitra. Tanjona ny hakana isa 6 manoloana an'i Tunisie sy i Comores, hoy ny Me Rôrô. Ny talata lasa teo, vao tafaverina an-tanindrazana ny Me Rakotondrabe Romuald...