Bakalorea sokajy teknika: hitsinjara amin'ny foibe 11 ny mpiadina 4 769
Hanomboka, anio ny dingana faharoa amin'ny fanadinana bakalorea ho an'ny fampianarana teknika, manerana ny Nosy. Eto Antananarivo, 4 769 ny mpiadina hiatrika izany hatramin'ny alakamisy ho avy izao. Telo ny foibem-panadinana ho an'ny eto Antananarivo Renivohitra : ny lycée Ampefiloha, ny lycée...