Badminton: nanjaka ny Baobad sy ny klioban'Itaosy
Notanterahina, ny asabotsy 8 desambra sy omaly alahady 9 desambra, ny lalao fiadiana ny tompondaka nasionaly, sokajy "seniors”, taranja badminton. Samy niezaka nanome ny tsara ireo mpandray anjara rehetra, saingy tena nanjaka ny klioban'ny Baobad sy ny avy amin'ny lisea Saint Michel Itaosy. Raha...