Atrikasa "Antahkarana”: arahina ny fivoaran'ny mpiofana
Nasiam-panatsarana ny atrikasa "Antahkarana”, tontosain'i Volahasiniaina Linda, mpitendry zavamaneno, tamin'ity taona ity, araka ny nambarany. Nahena ny isan'ny mpiofana noraisina, 10, raha 20 tamin'ny andiany teo aloha. Ny antony, "arahina akaiky kokoa ny fivoaran'ny fahalalana azon'ny tsirairay...