Atrikasa momba ny drakaka: ambinambiny sy madinika sisa ho an'ny tsena anatiny
Ny 20 sy 21 septambra lasa teo, natao tany Ambanja ny atrikasa ho fiarovana ny drakaka any amin'ny faritra Diana, Boeny, ary Sofia. Nikarakara io atrikasa io ny minisiteran'ny Jono sy ny harena anaty rano niaraka tamin'ny Wildlife Conservation Society, ny World Wide Fund, ny Blue Ventures, ary ny...