Atletisma: hotanterahina anio ny dingana 10 ambiny
Na eo aza ny hamehana ara-pahasalamana, miezaka manatanteraka ny fandaharam-potoana efa napetraka, saingy anatin’ny fanajana ny fepetra ara-pahasalamana, ny federasiona malagasy ny atletisma. Araka izany, nanomboka omaly, teny amin’ny kianja an’Alarobia, ny fifaninanana “Challenge FMA”, izay efa...