Aorian'ny Covid-19: fotoana izao hanovana ny toekarena aty Afrika
Ankoatra ny fanentanana ny ady amin'ny Covid-19, fotoana koa izao handinihana aorian'ny tsimokaretina. Tsy tokony hitovy amin'ny teo aloha intsony ny fizotran'ny toekarena aty Afrika. Mibaribary izao ny fahantrana, indrindra eo amin'ny fitsaboana, ratsy na tsy misy fotodrafitrasa. Fianakaviana...