Antaninarenina: nahaliana ny fizarana... ny mamy
Nahasarika ny maro, toy ny tamin'ny andiany voalohany, ny fizarana tantely tetsy amin'ny zaridainan'Antaninarenina, omaly maraina. Hetsika miavaka, nentina nanamarika ny Andro eran-tany ho an'ny fandriampahalemana sy ny fandavana herisetra, nokarakarain'ny Ofisim-paritry ny fizahantany eto...