Andravoahangy: jiolahy miisa fito indray saron'ny polisy
Ny iray amin'ireo jiolahy fito ireo, vao nivoaka ny fonja, volana vitsy lasa izay, noho ny resaka fanendahana teny amin'iny faritra Andravoahangy iny, kanjo izao niverina manohy ny asa ratsiny izao indray. Ny polisy avy ao amin'ny kaomisarian'Antaninandro ny nahasambotra ireto jiolahy ireny...