Andranotapahina –Talatamaty: tsy manaiky ny fandravana ny fananany ny mponina
Nanao hetsika, omaly maraina teny Talatamaty, ny mponina avy eny Talatamaty sy eny Andranotapahina amin'ny faritra andalovan'ny lalana kasain'ny fanjakana hapetraka hanalana ny fitohanan'ny fifamoivoizana eto an-dRenivohitra. Mandalo tanàna sy toeram-pambolena maro ny lalana vaovao ka mandrava ny...